Pro

Jiro masoandro

Ny Sun King Pro dia jiro masoandro mamirapiratra sy mora vidy izay manome hazavana hatramin’ny 36 ora miaraka amin’ny vatoaratra maharitra sy mateza. Vahaolana mahomby ho an’ny filanao jiro sy famandrihana izy io, na mianatra ianao, na mahandro sakafo, na miasa amin’ny alina.

Mifantena safidy fandoavam-bola

Azo vidiana mialoha na amin’ny alalan’ny tolotra ara-bola EasyBuy ny jiro masoandro rehetra atolotray. Ny EasyBuy dia manome anao fahafahana mizara ny vidin’ny jiro amin’ny fandoavam-bola isam-bolana maromaro. Ilaina ny mandoa petra-bola kely.

MGA3.000 isan- kerinandro

54 fandoavana isan-kerinandro, MGA6.000 Fandoavam-bola voalohany.
Ny anao ihany

MGA125.000

Hividy izao

Tombontsoa

Fahana tokana manome hazavana hatramin'ny 36 ora

160 lumens ny fahazavany, 16x mamiratra kokoa noho ny jiro solitany

Lavaka USB ho an'ny famahanana finday

Toetoetra

Natao haharitra amin’ny tontolo iainana sarotra ny Pro. Ny singa maharitra kokoa sy voasedra tsara no mametraka ny fenitra farany ambony amin’ny androm-piainany.

Ny Pro dia manana lavaka USB 5 volt manerantany, ary misy prizy ho an‘ny finday maromaro, mba hahafahanao mameno saika ny karazana finday rehetra amin’ny herin’ny masoandro.

Na dia ampiasaina sy averina ampiasaina isan’andro aza, dia mazàna maharitra dimy taona ny vatoaratry ny Pro.

Famaritana fototra

LED

LED fotsy 1 mihoatra ny 160 lumens isaky ny watt

Takelaka masoandro

2.7W, takelaka polycrystalline PET 4.9 volt ao anatiny

Vatoaratra

3000 mAh, 3.3 V, vatoaratra lithium ferro-phosphate (LFP)

Fampirehatana jiro

Fomba fampirehetana jiro 3 samihafa ho an’ny filàna samihafa

Fonony ivelany

Polycarbonate sy nahazo naoty ABS-IP64, – tsy tantera-drano

Fijoroana

Fijoroana metaly azo ampiasaina amin’ny zavatra maro mba hanantonana, hihazonana ary hampihodinana ny jiro

Tara-pahazavana

Fiparitahana zoro mivelatra manodidina 360 degre

Fidirana fahana

DC 5 V/500 mA

Raiso ny Pro Lanterno

Alefaso ity taratasy ity ary hifandray tsy ho ela ny iray amin'ny ekipanay.